# Hipetraka (...) i Zebolona Ilazana ireo taranak'i Zebolona izany. # Ho seranan'ireo sambo izy Eto ny "izy" dia ilazana ny tanàna eny amoro-dranomasina izay hatsangana na hipetrahan'ireo mponin'ny Zebolona. Ireo tanàna ireo dia ho fialofana ho an'ireo sambo. # seranan-tsambo ampahany ao amin'ny ranomasina izay manakaiky ny tany sy toerana azo antoka ho an'ireo sambo.