# Hosima ... Jaziela, Gony, Jezera, ... Silema Anaran-dehilahy ireo. # Bila Anaran'ny mpanompovavin'i Rahely izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:28. # fito ny fitambarany Ilazana ireo zaza 7 izany, ireo zafikely izay mifandray amin'i Bila.