# Nivoaka haingana tao an'efitra "Nivoaka malaky tao an'efitra" # satria nientanentana mafy noho ireo rahalahiny izy Ny andian-teny "nientanentana mafy" dia ilazana ny fihetseham-po mafy na ny fahatsapana rehefa misy zavatra manan-danja mitranga. DH: "fa nanana fihetseham-po mafy nohon'ny fangoraham-po ho an'ireo rahalahiny izy" na "satria nanana fihetseham-po mafy nohon'ny fitiavana ireo rahalahiny izy" # niteny hoe Afaka atao mazava ny amin'izay noresahan'i Josefa. DH: "ary niteny tamin'ireo mpanompony" (UDB) # Arosoy ny sakafo Ny heviny dia mizara ny sakafo ho an'ny olona mba hinanan'izy ireo.