# tompon'ny tany "ilay tompon'ny tany Egypta" # mitondrĂ  vary ho amin'ny mosary any amin'ny tranonareo Eto ny "trano" dia ilazana ny "fianakaviana". DH: "mitondrĂ  vary hanampiana ny fianakavianareo mandritra ny mosary" # zory ny lalanareo "modia" na "mandehana" # dia hividy eto amin'ny tany ianareo "ary dia havelako hividy sy hivarotra eto amin'ny tany ianareo"