# Izao no nolazaiko anareo; mpitsikilo ianareo "Arak'izay efa nambarako, fa mpitsikilo ianareo." Jereo ny nandikanao ny "mpitsikilo" ao amin'ny 42:9. # Amin'izao no hitsapana anareo Afaka atao izany hoe: DH: "Toy izao no fomba hahafantarako anareo" # Raha velona koa Farao Izany andian-teny izany dia milaza fihanianana mankadiry. DH: "Mianiana aho fa raha mbola velona koa i Farao" # Iraho ny iray aminareo ary aoka izy haka ny rahalahinareo "mifidiana iray aminareo handeha haka ny rahalahinareo" # Ary ianareo hijanona ao am-ponja "ny sisa aminareo hijanona ao am-ponja" # mba hahafahana mitsapa ny teninareo, raha misy fahamarinana ao aminareo Eto ny "teny" dia ilazana izay nolazainy. Afaka atao izany hoe: DH: "mba hahafantarako raha tena milaza ny marina tokoa ianareo" # tany am-ponja "tany am-pigadrana" (UDB)