# Tao alohan'ny nahatongavan'ny taonan'ny mosary Miresaka ireo taona toy ny zavatra izay mandeha ary tonga amin'ny toerana iray izany. DH: "mialohan'ny nanombohan'ireo fito taonan'ny mosary" # Asenata "Asenata" dia anaram-behivavy izay nomen'i Farao an'i Josefa ho vadiny. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:44. # zanaka vavin'i Potifera "Potifera" no anaran'ilay rain'i Asenata. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:44. # mpisorona tao Ona Ona dia anaran-tanàna, izay antsoina koa hoe Heliopolisy, dia "ilay Tananàn'ny Masoandro" sy ilay ivon'ny fanompoana an'i Ra ilay andriamanitrin'ny masoandro. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:44. # Manase Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Manase dia midika hoe 'mahatonga fanadinoana.''' # ankohonan'ny raiko Ilazana an'i Jakoba rain'i Josefa sy ireo havany izany. # Efraima Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Efraima dia midika hoe 'mihamaroa' na 'manana zanaka maro."' # nahamaro ahy Eto ny "mihamaro" dia midika ho ambinina amin'ny fananana zanaka. # teo amin'ny tanin'ny fahoriako Ny anarana hoe "fahoriana" dia afaka atao hoe "niharitra ny mafy aho." DH: "tany amin'ny tany izay niharetako ny mafy" (UDB)