# tsy maha-te-hotia sy mahia "farofy sy kaozatina."Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:1. # mampitsiriritra sy matavy "salama sy tsara fahana." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:1. # nifoha "taitra" # fanindroany Ny teny "fanindroany" dia roa amin'ny filaharan'isa. DH: "indray" # Indro, nisy salohim-bary fito Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa mbola taitra tamin'izay hitany ihany Farao. # salohim-bary Ny salohy dia ampahany amin'ireo zavatra maniry izay misy ny voa izay maniry. # nitsiry avy tamin'ny taho iray "nipoitra avy eo amin'ny tahony." Ny taho dia ny faritra matevina na lava amin'ny zava-maniry. # taho iray, vokatra be sy tsara "teo amin'ny tahony iray ary mandrobona sy tsara tarehy" # manify ary main'ny rivotra antsinanana Afaka atao izany hoe: DH: "izay nahia sy may nohon'ny rivotra mafana avy any antsinanana" # rivotra antsinanana Rivotra mitsoka avy any antsinana avy any amin'ny tany efitra. Ny hafanan'ny rivotra avy any antsinana dia matetika tena mandrava. # nitsimoka "nitombo" na "nitombo"