# Ary ... dia nantsoiny "Ary ... dia niantso." Ny teny hoe "ary" eto dia nampiasaina hanamarika ny tranga manaraka ao amin'ny tantara. # ary nandositra nivoaka tany ivelany "ary nitsoaka nivoaka haingana tany ivelany" # ny olona tao an-tranony "ireo lehilahy izay niasa tao an-tranony" # Jereo "Henoy." Nampiasa izany teny izany Potifara mba hisarihana ny fifantohan'ireo mpanompo. # Niditra tao amiko izy mba hiara-handry amiko Eto ny vadin'i Potifara dia manasoketa an'i Josefa ho nikasa hisambotra azy sy hiara-mandry aminy. # Ary rehefa reny nihiakiaka aho, dia (...) izy "Raha nandre ahy nihiakiaka izy, (...) izy." Ny teny "ary" eto dia nampiasaina hanamarika ny tranga manaraka ao amin'ny tantara.