# Adolamita "Adolamita" no anaran'ilay vohitra izay nonenan'i Hira. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 36:31. # ireo lehilahy nonina teo an-toerana "ny sasany tamin'ireo lehilahy izay nonina teo an-toerana " # mpivarotena "mpivarotena izay nanompo tao am-piangonana" # Enaima Anaran-toerana izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 38:12. # mba tsy hanala baraka antsika Raha fantatrin'ny olona fa nitranga izany dia ho hataony fanalana sy fihomehezana i Joda. Afaka atao mazava izany: DH: "raha tsy izany dia hihomezan'ny olona isika raha mahafantatra ny zavatra izay nitranga izy ireo"