# voali..= voaly lamba manify izay hanaronana ny loha sy ny tavan'ny vehivavy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:12. # ny lamba maha mpitondratena azy "izay anaovan'ny mpitondra tena" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:12. # tamin'ireo ondry aman'osy "avy amin'ireo ondry aman'osy" # Adolamita "Adolamita" no anaran'ilay vohitra izay nonenan'i Hira. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 36:31. # hahazoany ilay antoka Afaka ataonao mazava izany hoe: DH: "alaivo ny antoka" # teny an-tanan-dravehivavy Eto ny "tanana" dia manasongadina fa teny ambany fahefany izany. Ny tanan-dravehivavy dia ilazana azy. DH: "avy amin'ilay vehivavy"