# Soa Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:1. # Efa nionona i Joda ary "raha tsy nalahelo intsony i Joda, izy" # ny mpanety ny ondriny tany Timna "Timna, any amin'ny fanetezan'ireo olony ny ondry" # Timna ...Enaima Anaran-toerana ireo. # izy sy Hira ilay Adolamita namany "nandeha niaraka taminy i Hira namany, izay avy any Adolama" (UDB) # Hira ilay Adolamita "Hirama" no anaran'ilay lehilahy, ary "Adolama" no anaran'ilay vohitra izay nonenany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:1. # Nisy nilaza tamin'i Tamara Afaka atao izany hoe: DH: "Nisy olona nilaza tamin'i Tamara" # Indro, ny rafozanao "Mihainoa." Eto ny teny hoe "Indro" dia nampiasaina hisarihana ny sain'i Tamara. # ny rafozanao "ny rain'ny vadinao" # ny akanjo maha-pitondratena "izay anaovan'ny mpitondra tena" # voali(...) = voaly lamba manify izay hanaronana ny loha sy ny tavan'ny vehivavy # nosaronany ny tenany Ny heviny dia hoe nanafina ny tenany tamin'ny fiakanjo izy mba tsy hahalalan'ny olona azy. Araka ny fomba, misy ampahany amin'ny akanjon'ny vehivavy izay tena lava ka manarona ny tenan'izy ireo. DH: "ary nanarona ny tenany tamin'ny fiankanjony mba tsy hahalalan'ny olona azy" # teo akaikin'ny lalana " teo amin'ny lalana" na "any amin'ny lalana" # tsy mba natolotra ho vadiny izy Afaka atao izany hoe: DH: "tsy mba natolotra ho vadiny i Sela"