# Era Anaran'ny iray amin'ireo zanaka lahin'i Joda izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:3. # ratsy teo imason'i Yaveh Ny andian-teny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fahitan'i Yaveh ny faharatsian'i Era. DH: "ratsy toetra ary hitan'i Yaveh izany" # Novonoin'i Yaveh izy Novonoin'i Yaveh izy satria ratsy toetra. Afaka atao mazava izany. DH: "Koa dia novonoin'i Yaveh izy"