# Nipetraka izy ireo mba hihinana mofo "mofo" dia sarinteny ilazana ny "sakafo". DH: "Nipetraka ambany na nitorevaka tamin'ny tany mba hinan-kanina na "nipetraka ambany ireo rahalahin'i Josefa mba hisakafo" # Nanandratra ny masony izy ireo ka nijery, indreny, (...) niara-dia Eto ny mijery ambony dia resahina ara-bakinteny toy ny olona manandratra ny masony. Ny teny hoe "indro" ihany koa eto dia nampiasaina hisintomana ny fifantohan'ny mpamaky amin'izay hitan'ireo lehilahy. DH: "Niandrandra izy ireo ary tampoka teo dia nahita (...) niara-dia" # nitondra "nilanja" na "nampilanjaina" # "zavatra manim-pofona" "hanitra" # balsama menaka manim-pofona nampiasaina hitsaboana na hiarovana hoditra. "fanafody" # Nandeha izy ireo mba hitondra izany hidina ho any Egypta "nitondra izany hidina any Egypta." Afaka atao mazava kokoa izany. DH: "nitondra izany hidina any Egypta ho hamidy" # Inona no tombotsoa ho azontsika raha mamono ny rahalahintsika sy manafina ny ràny isika? Afaka soratana ho lasa fanambarana izany. DH: " Tsy misy tombony azontsika amin'ny famonoana ny rahalahintsika sy fanamenana ny ràny" # manafina ny ràny Izany dia manana hevitra am-badika ilazana ny fanafenana ny fahafatesan'i Josefa. DH: "manafina ny famonoana azy"