# Nandre izany "Nandre izay noresahin'izy ireo" # teo am-pelan-tanan'izy ireo Ny andian-teny hoe "tanan'izy ireo" dia ilazana ny tetik'ireo rahalahiny hamono azy. DH: "hiala amin'izy ireo" na "hiala amin'ny tetik'izy ireo" # Aleo tsy esorintsika ny ainy Ny andian-teny hoe "esorintsika ny ainy" dia fanalefahan-teny ho an'ny famonoana olona. DH: "Aoka tsy hamono an'i Josefa isika" # aza mandatsa-drà Ny "mandatsa-drà" ihany koa dia fanalefahan-teny ho an'ny famonoana olona. DH: "Aza manapitika rà" na "Aza mamono azy" # aza mikasi-tanana azy Ny heviny dia tsy manao ratsy azy na mandratra azy. DH: "aza mandratra azy" # mba hafahany manavotra azy Afaka adika ho fehezanteny vaovao izany: "Nilaza izany Robena mba hahafahany manavotra an'i Josefa" # eo an-tanan'izy ireo Ny andian-teny "eo an-tanan'izy ireo" dia ilazana ny tetik'ireo rahalahiny hamono azy. DH: "hiala amin'izy ireo" na "hiala amin'ny tetik'izy ireo" # ka hitondra azy miverina "ary hamerina azy"