# Elifaza Anaran'ny anankiray amin'ireo zanak'i Esao izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:4. # Temana, Omara, Zefo, Kenaza, Kora, Gatama, ary Amaleka Anaran'ireo zanak'i Elifaza ireo. # Ada Anaran'ny anankiray amin'ireo vadin'i Esao izany. Jereo ny nandikanao ny anarany ao amin'ny 36:1.