# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka fizaran-tantara vaovao izany. Nanoritsoritra izay nataon'i Jakoba tao aorian'ny nijanonany naka aina tao Sokota izany. # Rehefa avy tany Padana-Arama i Jakoba "Rehefa niala tao Padana-Arama i Jakoba" # Rehefa (...) i Jakoba ... tonga (...) izy ... Nitoby (...) izy I Jakoba ihany no voatonona amin'izany satria izy no mpitarika ny ankohonany. Azo tsoahina amin'izany fa ireo fianakaviany dia niaraka taminy. # Nitoby teo akaikin'ny "Nanorina ny tobiny teo akaikin'ny" # ampahan-tany "tsinjara tany" # Hamora Anaran-dehilahy izany. # rain'i Sekema Anaran-tanĂ na sy anaran-dehilahy izany. # zato "100" # El-Elohe Israely Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe El-Elohe Israely dia midika hoe 'Andriamanitra, Ilay Andriamanitr'Israely.'''