# ny ankizivaviny anankiroa "ireo roa vady mpanompony." Milaza an'i Zilpa sy Bila izany. # fitàn' = fitàna Toerana marivo ao amin'ny renirano izay mora hiampitana # Jaboka Anaran-drenirano izany. # ireo fananany rehetra "izay nananany rehetra"