# Ry Andriamanitr'i Abrahama raiko, sy Andriamanitr'Isaka raiko, ry Yaveh Tsy ilazana andriamanitra samihafa izany, fa ho an'ilay Andriamanitra iray izay tompon'izy ireo. DH: "Yaveh, ilay Andriamanitr'i Abrahama raibeko sy Isaka raiko'' # Yaveh, izay niteny tamiko hoe: 'Modia any amin'ny taninao sy ny havanao, ary Izaho hanambina anao, Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Yaveh, Ianao izay nilaza fa tokony hiverina any amin'ny fireneko sy any amin'ireo havako, ary dia hanambina ahy ianao'' # ary any amin'ireo havanao ''ary any amin'ireo fianakavianao'' # Izaho hanambina anao ''hanao soa anao aho'' na ''hitondra tsara anao Aho'' # tsy mendrika ireo asan'ny fanekena mahatoky sy ny fahamendreham-pitokisana rehetra izay nataonao ho an'ny mpanomponao aho Ny anarana ''fahatokiana'' sy ny ''fahamendreham-pitokisana'' dia afaka atao hoe: "mahatoky'' sy ''tsy mivadika.'' DH: "tsy mendrika ny hitoetra mahatoky amin'ny fanekenao na tsy hivadika aminao, ny mpanomponao" # ny mpanomponao Izany dia fiteny mahalala fomba ilazana ny ''izaho." # ary ankehitriny efa lasa antoko anankiroa aho Eto ny "lasa" dia ilazana izay hananany ankehitriny. DH: "ary ankehitriny manana olona, ondry aman'osy ary fananana ampy miaraka amiko mba hanaovana antoko roa aho"