# efa-jato lahy "lehilahy 400'' # natahotra Ilazana ny fahatsapana ny tahotra ny ratra izay ataon'ny olona amin'ny olona amin'ny hafa. # nihorohoro ''tsy nitombin-tsaina'' na ''nikorontan-tsaina'' # tonga amin'ny antoko iray Esao ka manafika izany, dia ho afa-mandositra ny antoko iray ambiny Eto ny ''antoko'' dia ilazana ny olona. DH: "hanafika ny olona ao amin'ny antoko iray, dia hitsoaka ny olona ao amin'ny toby iray hafa''