# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'i Labana i Jakoba. # izay roapolo taona izay ''izay 20 taona farany izay'' # efatra ambin'ny folo taona "14 taona'' # Novainao im-polo ny karamako ''Nanova im-polo izay nolazainy haloa amiko.'' Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:7. # Raha tsy niaraka tamiko ny Andriamanitry ny raiko, ilay Andriamanitr'i Abrahama, ary ilay hatahoran'Isaka Milaza ilay Andriamanitra iray ihany i Jakoba fa tsy andriamanitra telo samihafa. DH: "Raha tsy niaraka tamiko ilay Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka sy an'ny raiko'' # Andriamanitry ny raiko Eto ny teny hoe ''rai(y)'' dia ilazana an'i Isaka, rainy. # ary ilay hatahoran'Isaka Eto ny teny hoe ''taho(tra)'' dia ilazana ny ''fahatahorana an'i Yaveh,'' izay midika ho fanajana azy fatratra sy fanehoana fanajana amin'ny fankatoavana azy. # tanam-polo tana(na) - dia ilazana ny tsy fananana na inona na inona. DH: "tsy nisy na inona na inona'' # Hitan'Andriamanitra ny fahoriako sy ny fiasako mafy Ny anarana hoe ''fahoriana'' dia afaka atao koa hoe ''mampahory.'' DH: "Hitan'Andriamanitra ny asa mafiko sy ny nampahorianao ahy''