# tamin'ireo dodaiman'ny zanako lahy / tamin'ireo mandragoran'ny zanako lahy ''ho saran'ny ireo dodaiman'ny zanako lahy'' na ''ho saran'ny ireo mandragoran'ny zanako lahy.'' Jereo ny nandikanao ny ''mandragora'' ao amin'ny 30:14. # nitoe-jaza izy ''bevohoka izy'' # ary niteraka zanaka lahy fahadimy ho an'i Jakoba ''ary nanome zanaka lahy fahadimy ho an'i Jakoba'' # Nomen'Andriamanitra ahy ny karamako Andriamanitra manome valisoa an'i Lea dia resahina toy ny lehibe izay mandoa ny karama ho an'ny olona izay miasa ho azy. DH: "Andriamanitra nanome ny tambiny tokony ho ahy'' na ''namaly soa ahy Andriamanitra'' # Nantsoiny hoe Isakara ny anarany Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Isakara dia midika hoe 'misy valisoa.'''