# Nandeha Robena ''Nandeha nivoaka i Robena'' # tamin'ny andron'ny fijinjam-bary Eto ny andian-teny ''tamin'ny andron'ny'' dia fomba fiteny ilazana ny vanim-potoana na fotoana ao anatin'ny taona. DH: "tamin'ny fotoanan'ny taom-pijinjam-bary'' na ''tamin'ny fotoanan'ny fijinjam-bary'' # ''mandragora'' na ''dodaima'' Voankazo izay voalaza fa mampitombo ny famokarana zaza sy ny faniriana hiara-mandry amin'ny olon-tiana. DH: "voankazon'ny fitiavana'' # Olana kely ve aminao, ... ny vadiko? '''Tsy raharahanao ... ny vadiko? ''fanontaniana fampisainana nampiasaina hibedesana an'i Rahely izany. Afaka atao ho fanambarana izany fanontaniana izany. DH: "tsy mbola ampy ihany ... ny vadiko.'' # Te haka (...) ianao ... ihany koa? Fanontaniana fampisainana nampiasaina hibedesana an'i Rahely izany. Afaka atao ho fanambarana izany fanontaniana izany. DH: "Ankehitriny ianao te haka ... ihany koa!'' # Dia handry (...) izy ''Ary Jakoba handry'' na ''ary dia havelako handry Jakoba''