# Ary Eto izany dia tsy midika oe: ''amin'izao fotoana izao,'' fa kosa nampiasaina mba hisarihina ny fifantohana ho amin'ny teboka manan-danja izay ho avy manaraka. # mandosira any amin'i Labana ''miala faingana eto ary mandehana any amin'i Labana'' # mandrapaha aloha ''mandritra ny fotoana tsy voafetra'' # mandra-pihenan'ny fahatezeran'ny rahalahinao "mandra-pitony ny rahalahinao" # mandra-pialan'ny hatezeran'ny rahalahinao aminao Ny tsy fahatezerana intsony dia resahina toy ny hoe miala amin'ilay olona ny fahatezerana ka makany amin'ny lalana hafa. DH: "mandra-paha tsy maha tezitra azy intsony aminao'' # nahoana no hamoy anareo roa tonta ao anatin'ny iray andro aho? Nampiasa izany fanontaniana izany i Rebeka mba hanindrina ny ahiahiny. DH: "Tsy tiako ny hamoizako anareo ao anatin'ny iray andro!" # hamoizako anareo roa tonta ao anatin'ny iray andro Toa milaza izany fa raha hamono an'i Jakoba i Esao, dia hampiatra ny famonoana an'i Esao izay toy ny mpamono olona, izy ireo. # hamoizako Fomba mihaja ilazana ny hahafatesan'ireo zanany izany.