# nitomany mafy tamin'ny ranomaso mafaitra indrindra izy Ny fangirifirin'i Esao dia mitovy amin'ny tsiron'ny zavatra mangidy na mafaitra. DH: "nidradradradra mafy izy'' (UDB) # efa naka ny tso-dranonao Hevitra ambadikin'ny nankan'i Jakoba izay an'i Esao izany. DH: "niso-drano azy aho raha tokony ho ianao'' / ''niso-drano azy aho fa tsy anao''