# nifofona ny fofon'ireo akanjony izy ka nitso-drano azy Afaka ataonao mazava izany fa ireo akanjo dia namofona ireo akanjon'i Esao. DH: "nifofona ny ankanjony izy ary namofona toy ireo akanjon'i Esao izany, koa dia nitso-drano azy Isaka # ary nanimbolo izy "ary nanimbolo Isaka" # ilay fofona ''ilay hanitra'' # ka nitso-drano azy ''ary avy eo dia nitso-drano azy.'' Ilazana ny fomba fitahian'ny ray amin'ny fanononana tso-drano ho an'ireo zanany izany. # Injany, ilay fofon'ny zanako lahy Ny teny hoe :''Injany'' dia sarinteny izay midika hoe: ''eny marina tokoa'' DH: "Tena marina tokoa, fa fofon'ny zanako lahy" (UDB) # izay efa notahian'i Yaveh Eto Ny teny hoe :''notahiana'' dia midika fa Yaveh nanao zavatra tsara hitranga amin'ny saha koa dia lasa nahavokatra izany. DH: "izay efa nataon'i Yaveh mamokatra be"