# Nantsoiny hoe Sheba ilay lava-drano ''koa dia nantsoiny hoe Sheba ilay fatsakana.'' Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Sheba dia mitovy amin'ny teny izay midika hoe: 'fianianana.''' # Beri-sheba Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Beri-sheba dia manana dika hoe "fatsankan'ny fianianana" na "fatsankan'ny fito."