# Nahandro (...) Jakoba Koa satria fiandohan'ny tantara mahakasika izay nitranga tamin'izany fotoana, izany, misy ireo mpandika teny izay mety te hanomboka amin'ny fehezan-teny toy ny hoe "Indray andro, Jakoba dia nahandro" mitovitovy amin'ny ao amin'ny UDB. # nahandro hanina "nampangotraka sakafo" na "nahandro lasopy." Vita amin'ny rom-boanemba izany lasopy izany. # nalemin'ny hanohanana izy "nalemy satria refona tanteraka izy" na "tena noana mafy izy" # valaka loatra aho "malemin'ny hanohanana aho" na "tena noana mafy aho" # Edoma Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana hoe Edoma dia midika hoe' mena.'"