# indro Ny teny hoe: " indro" eto dia manasongadina izay manaraka azy. "eny tokoa" # mena tanteraka toy ny lamba voloina Ireo mety ho heviny dia 1) mena ny hodiny ary rakotra volo ny vatany manontolo na 2) rakotra volo mena ny vatany manontolo. DH: "voloina sy mena tahaka ny lamba vita amin'ny hoditra biby" # Esao Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana hoe Esao dia mitovy fanonona toy ny teny hoe 'voloina.''' # Nihazona ny voditongotr'i Esao "nitazona ny ivohon'ny tongotr'i Esao" # Jakoba Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana hoe Jakoba dia midika hoe 'nihazona ilay voditongotra izy.''' # Enim-polo taona "60 taona"