# ka naka an'i Rebeka, dia lasa vadiny izy Ireo fehezanteny roa ireo dia samy midika fa nanambady an'i Rebeka i Isaka. DH: "ary nanambady an'i Rebeka" na "ary naka azy ho vadiny" # Koa nionona Isaka Afaka atao izany hoe: DH: "koa dia nampionona an'i Isaka i Rebeka"