# izy sy ireo lehilahy izay niaraka taminy "ny mpanompon'i Abrahama sy ireo lehilahy niaraka taminy" # Nitoetra tao nandritry ny alina "natory tao tamin'iny alina iny" # nifoha maraina "nifoha ny ampitson'iny" # Alefaso aho "Aoka aho handao ary hiverina" # mandritry ny andro vitsivitsy, (...) folo andro farafahakeliny "mbola misy folo andro farafahakeliny" # folo "10" # Aorian'izany "ary dia"