# Fampahafantarana ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'ny fianakavian'i Rebeka ilay mpanompon'i Abrahama. # niteraka zaza lahy ho an'ny tompoko "niteraka zaza lahy" # nomeny azy ... nananany "nomena ny tompoko ... ho an'i zanany lahy" # Nasain'ny tompoko nianiana aho, tamin'ny nilazany hoe: "Nasain'ny tompoko nianiana aho fa hanao izay asainy hataoko. Hoy izy hoe" # avy amin'ireo zanaka vavin'ny kananita Ilazana ireo vehivavy Kananita izany. DH: "avy amin'ireo vehivavy Kananita" na "avy amin'ireo Kananita" # izay nataoko fonenana ny taniny "eo amin'ireo izay hitoerako." Eto ny mpisolo tena tapisaka "...ko" na "izaho" dia ilazana an'i Abrahama sy ireo fianakaviany ary ireo mpanompony. DH: "eo amin'ireo izay hitoeranay" # any amin'ireo havako "any amin'ny fianakaviambeko" (UDB)