# Ilay lehilahy "Ilay mpanompo" (UDB) # Nandinika azy "Nandinika an'i Rebeka" na "Nandinika ilay tovovavy" # mba hahita Ny mianatra zavatra dia resahina foana toy ny hoe mahita. DH: "mahafantatra" (UDB) na "mamaritra" # nanambina ny diany "nahatanteraka ny tanjon'ny diany" na "nampahomby ny diany." Azonao azavaina izay tian'ilay mpanompo ho faritana. DH: "nahita an'ilay vehivavy izay ho lasa vadin'i Isaka" # na tsia Azonao atao mazava ny hevitra ambadik'izany: DH: "na tsy nanambina ny diany" # kavin'orona volamena milanja antsasaka sekely "kavin'orona volamena milanja enina grama" (UDB). Ny lanja dia maneho ny hasarobidin'ilay kavina. DH: "kavin'orona volamena lafo vidy" # firavaka volamena anankiroa fanao amin'ny sandry milanja folo sekely "ny firavaka volamena anankiroa fanao amin'ny tanana ho azy dia milanja 110 grama." Ny lanjan'izy ireo dia maneho ny hasarobidiny. DH: "firavaka volamena anankiroa lehibe fanao amin'ny sandry ho azy" (UDB) # Zanaka vavin'iza moa ianao "iza no rainao" # misy efitra ve ao an-tranon'ny rainao "misy toerana ve ao an-tranon'ny rainao" # ho anay Misy lehilahy hafa niara nandeha tamin'ny mpanompon'i Abrahama tokoa. Eto ny "izahay" dia ilazana ilay mpanompo sy ireo izay niaraka nanao ny dia taminy. # handany ny alina "hijanona amin'ny alina" na "hijanonana mandritra ny alina"