# Tao aorian'izany "Tao aorian'ny nividianany ny saha" # tao amin'ilay lava-baton'ilay saha "ilay lava-bato tao amin'ilay saha" # ilay sahan'i Makpela "ilay saha ao Makpela" # izany hoe, Hebrona Ireo mety ho heviny dia 1)anarana hafa iantsoana an'i Mamre ny hoe: 'Hebrona' na 2)Hebrona no niantsoana an'i Mamre teo aloha na 3)tena teo akaikin'i Hebrona ilay tanĂ n-dehibe midadasika i Mamre, koa dia mahazatra ny olona ny miantso izany hoe: Hebrona. # lasa fananan'i Abrahama ho toeram-pandevenana, izy avy amin'ireo zanaka lahin'i Heta "lasa fananan'i Abrahama ho tany fandevenana raha nividy izany avy amin'ireo zanaka lahin'i Heta izy" # ireo zanaka lahin'i Heta Eto ny "zanaka lahy" dia ilazana ireo taranak'i Heta. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:3. DH: "ireo taranak'i Heta"