# nitsangana ka niainga avy eo amin'ny fatin'ny vadiny "nitsangana Abrahama ka namela ny fatin'ny vadiny" # ireo zanaka lahin'i Heta Eto ny "zanaka lahy" dia ilazana ireo taranak'i Heta. DH: "ireo taranak'i Heta" (UDB) na "ireo avy amin'ireo taranak'i Heta" # eto aminareo Afaka atao milaza toerana izany hevitra izany. "eto amin'ny firenenareo" na "eto" # Mba omeo amin'ny toeranareo aho "Hamaroty tany aho" na "Avelao aho mba hividy ampahan-tany" # ny faty izay ahy DH: "ny vadiko izay maty" na "ny vadiko izay efa maty"