# Tao aorian'ireo zavatra ireo "Tao aorian'ireo tranga ireo." Ny andian-teny "zavatra ireo" dia ilazana ny tranga ao amin'ny Genesisy 22:1-19. # nilazana tamin'i Abrahama Afaka atao izany hoe: DH: "nisy nilaza tamin'i Abrahama" (UDB) # niteraka zaza koa i Milka "niteraka zaza ihany koa i Milka" # Milka Anaram-behivavy izany. # Dia i Oza izay lahimatoany, Boza rahalahiny "Ny anaran'ny lahimatoany dia Oza, ary ny anaran'ireo zanany sasany dia i Boza sy ireo rahalahiny" # Oza ... Boza ... Kemoela ... Arama ... Kaseda ... Hazo ... Pildasy ... Jidiafa sy Betoela Anaran-dehilahy avokoa ireo. Adikao izany mba ho fantatra mazava tsara fa zanak'i Nahora sy Milka avokoa izy ireo ankoatran'i Arama.