# hazo voamadilo Hazo maitso izay afaka maniry any amin'ny tany efitra. Azo adika tsotra fotsiny izany hoe: DH: "hazo" # ilay Andriamanitra mandrakizay "ilay Andriamanitra izay velona mandrakizay" # andro maro Ilazana halavan'ny fotoana izany.