# Hoy Abimeleka "Niteny tamin'i Abrahama i Abimeleka" # Indro Eto sy any amin'ny andininy faha 16 ny teny hoe: "Indro" dia manampy amin'ny fanasongadinana izay ho avy manaraka eo. # eo anoloanao ny taniko Izany dia fomba fiteny ny "homeko an-kalalahana ho anao ny taniko manontolo" # Mitoera amin'izay mety aminao "Monena any amin'izay rehetra irianao" # arivo "1,000" # Izany dia mba ho tampimaso amin'ny fandikan-dalàna natao anao eo anatrehan'ny olon-drehetra izay miaraka aminao Manome vola hanaporofona fa tsy manan-tsiny i Saraha ary noresahina toy ny mametraka tampimaso eo anolohan'ny fandikan-dalàna mba tsy hahafahan'ny olona mahita izany. DH: "Manome izany ho azy aho, mba ho fantatr'ireo izay miaraka aminao fa tsy nahavita zavatra ratsy ianao" # eo imason'ireo eto ny "maso" dia milaza ny fisainan'ny olona na ny heviny. # eo imason'ireo olon-drehetra, (...) tena nanao ny marina ianao Ny hoe: "nanao ny marina" dia azo atao hoe: DH: "ny olona rehetra dia hahafantatra fa tsy manan-tsiny ianao"