# Inona no nanosika anao hanao izao zavatra izao? "Inona no nahatonga anao hanao izao?" na "nahoana ianao no nanao izao?" Afaka atao mazava izay nataon'i Abrahama. DH: "Nahoana ianao no niteny tamiko fa anabavinao i Saraha?" # Satria nieritreritra aho hoe: 'Azo antoka fa tsy misy tahotra an'Andriamanitra amin'ity toerana ity, ary hamono ahy izy ireo noho ny amin'ny vadiko.' Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "koa satria tsy misy olona matahotra an'Andriamanitra eto, mety hisy hamonop ahy mba hahafahany maka ny vadiko." # tsy misy tahotra an'Andriamanitra amin'ity toerana ity Eto ny "toerana" dia milaza ny olona. DH: "tsy misy matahotra an'Andriamanitra ny olona eto Gerara" # matahotra an'Andriamanitra Ny heviny dia manaja fatratra an'Andriamanitra ary maneho izany fanajana izany amin'ny fankatoavana azy. # Ary koa, anabaviko tokoa izy "ankoatra izay, marina tokoa fa anabaviko i Saraha" na "ankoatra izay, dia tena anabaviko tokoa i Saraha" # zanaka vavin'ny raiko, fa tsy zanaka vavin'ny reniko "iray ray izahay, saingy samy manana ny reniny"