# Nandeha Lota "koa dia nandao ny tranony i Lota" # ireo vinanto lahiny, ireo lehilahy izay efa nampanantena hanambady ireo zanany vavy vinanto, ireo lehilahy izay efa nampanantena hanambady ireo zanany vavy - Ny andian-teny hoe: "ireo lehilahy izay efa nampanantena hanambady ireo zanany vavy" eto dia manazava ny dikan'ny hoe: "vinanto lahiny". DH: "ireo lehilahy izay hanambady ireo zanany vavy" na "ny ''fofombadin'ireo zanany vavy" # Vao mangiran-dratsy "Mialoha kelin'ny hiposahan'ny masoandro" # Mandehana "mandehana ankehitriny" # tsy ho voaringana koa ianao amin'ny famaizana ny tanàna Azo atao izany hoe: DH: "mba tsy haringan'i Yaveh koa ianao raha manasazy ny olon'ity tanàna ity Izy" # tsy ho voafaoka amin'ny famaizana Lazaina toy ny fifahona vovoka ny fandringanan'Andriamanitra ny olon'ny tanàna. # ny tanàna Eto ny "ny tanàna" dia ilazana ny olona.