# talohan'ny natorian'izy ireo "talohan'ny natorian'ireo olona tao an-tranon'i Lota teo am-pandriana" # ireo lehilahin'ny tanàna, ireo lehilahin'i Sodoma "ireo lehilahin'ny tanàna, izay, lehilahin'i Sodoma" na fotsiny hoe: "ireo lehilahin'ny tanànan'i Sodoma" # ny trano "ny tranon'i Lota" # ny tanora sy ny antitra "ny tanora hatramin'ny antitra." Ny heviny dia "ireo lehilahy amin'ny sala-taona rehetra" ary ilazana ireo lehilahin'i Sodoma izay nanodidina ny tranon'i Lota. # izay tonga tato aminao "izay nankao an-tranonao" # miara-mandry amin'izy ireo "manao firaisana ara-nofo amin'izy ireo." Mety manana fomba filaza mihaja hitenenana izany ny fiteninao. DH: "mahalala azy ireo manokana na ara-pananahana"