# anisan'izany ireo teraka avy tao amin'ny tokantranony sy ireo novidiana vola avy tamin'ny vahiny "Anisan'izany ireo teraka avy tao amin'ny tokantranony sy ireo novidiany vola avy tamin'ny vahiny" # ireo novidiana vola avy tamin'ny vahiny Ilazana ireo mpanompo na ireo andevo. # ireo novidiana Afaka atao izany hoe: DH: "ireo izay novidiany"