# ilay anjelin'i Yaveh Jereo ny fanamarihana ambany pejin'ity andian-teny ity ao amin'ny 16:7 # Indro "Mihainoa" na "henoy izao" # hiteraka zaza lahy "hiteraka zaza lahy" # ny anarany dia hataonao hoe "antsoinao hoe." Ny teny hoe "ianao" dia ilazana an'i Hagara. # Ismaela, satria nandre Yaveh Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana ambany pejy izay milaza hoe: "Ny anarana hoe Ismaela dia midika hoe' nihaino an'Andriamanitra.'" # fahoriana Nampahoriana tamin'ny fahoriana sy ny nampilajiana. # Ho boriky dian'ny olona izy Tsy fitenenan-dratsy izany. Ny mety ho heviny dia ho lasa mahaleo tena i Ismaela ary hatanjaka tahaka ny boriky dia. DH: "Ho tahaka ny boriky dia eo amin'ireo olona izy" # Handrafy ny olona rehetra izy "Ho fahavalon'ny olona rehetra izy" # ny olona rehetra hirafy aminy "ho fahavalony ny olona rehetra" # honina lavitry ny Mety hidika koa izany hoe: "hiaina amin'ny fandrafiana izy." # ireo rahalahy "havana" na "fianakaviana"