# niverina Ny fampahafantarana ambadika mahakasika ny toerana izay niverenany dia afaka hazavaina. DH: '"niverina tany amin'ny toerana izay nipetrahany" # Melkizedeka, mpanjakan'i Salema Eto ny voalohany hanononana an'ity mpanjaka ity. # mofo sy divay Mahazatra ny olona mihinana mofo sy divay. Jereo ny nandikanao "ny mofo" ao amin'ny 3:17 sy "ny divay" ao amin'ny 9:20.