# nanorina ny lainy Maro ireo olona niara-nandeha tamin'i Abrama. Ny olona izay mifindrafindra amin'ny toerana iray ho amin'ny toerana hafa dia mipetraka anaty lay. DH: "nanangana ny lain'izy ireo" # niantso ny anaran'i Yaveh "nivavaka tamin'ny anaran'i Yaveh" na "nidera an'i Yaveh" # Avy eo nanohy ny diany Abrama "Ary Abrama naka ny lainy ka nanohy ny diany." # nakany Negeva "nakany amin'ny faritanin'i Negeva" na "nakany atsimo" na "mianatsimo ny efitr'i Negeva" (UDB)