# naka vady "naka ireo vehivavy ho vady" # Iska anaram-behivavy izany. # Ary Izany teny izany dia nampiasaina hampidirana ny fampahafantarana vaovao mahakasika an'i Saray izay hanan-danja ao amin'ireo toko manaraka. # momba Izany teny izany dia manoritsoritra ny vehivavy izay manana toe-batana tsy afakahitoe-jaza na ho bevohoka.