# Ary ireto ireo taranak'i Tera Izany fehezanteny izany no mampiditra ny tantaran'ireo taranak'i Tera. Ny Genesisy 11:27-25:11 dia miresaka momban'ireo taranak'i Tera, indrindra i Abrama zanany lahy. DH: "Tantaran'ireo taranak'i Tera izany" # Harana dia maty teo amin'ny fanatrehan'ny Tera rainy Midika izany fa maty i Harana raha mbola velona i Tera rainy. DH: "maty i Harana raha mbola velona i Tera, rainy"