# Fampahafantarana ankapobeny: Ny fireketana an-tsoratra ao amin'ny Genesisy 11:12-25 dia manana endrika mitovy. Adikao toy ny nandikanao 11:12. # Abrama, Nahora sy Harana Tsy fantatsika izay filaharan'ny nahaterahan'ireo zanany lahy ireo.