# Andao Raha manana fomba ilazana ny fahamaikana sy ny fibaikoana olona hanomboka asa ny fiteninao, tahaka ny teny Anglisy "Koa ndeha!" dia afaka ampiasainao eto izany. # handoro tsara izany Mamboatra ny biriky amin'ny tanimanga ka mandoro izany amin'ny lafaoro tena mahamay ny olona mba hahamafy sy hampateza izany. # molanga zavatra matevina, miraikitra, ranon-javatra mainty izay avy amin'ny tany # feta Zavatra matevina izay natao tamin'ny vovon-tsokay, tanimanga, fasika, ary rano izay nampiasaina hampiraiketana ny vato na ny biriky hitambatra. # ary aoka hamoronantsika anarana ho antsika izany "Aoka isika hanitatra /hahalehibe ny lazantsika" # anarana "laza" # hiparitaka isika Azo atao izany hoe: DH: "hotafasaraka isika ary hipetraka any amin'ny toerana samy hafa"