# Arpaksada Arpaksada dia iray amin'ny zanaka lahin'i Sema. # Palega Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana hoe Palega dia midika hoe: 'fizarana."' # voazara ny tany Azo atao izany hoe: DH: "nizara ny olon'ny tany" na "nisaraka ny olon'ny tany" na "Nozarain'Andriamanitra ny olon'ny tany"