# mpamboly "olon'ny saha (tany)" # mamo "nisotro divay be" # tsy nitafy Ny lahatsoratra dia tsy mamaritra manokana izay tsy nirakotra tamin'ny vatan'i Noa raha nandry tamin'ny hamamoana izy. Ny fihetsik'ireo zanany lahy dia maneho fa nahamenatra izany.